1. Thou therefore, my son, be strong in the grace that is in Christ Jesus.
1. Toi donc, mon enfant, fortifie-toi dans la grâce qui est en Jésus Christ.
1. Koa ianao, anaka, dia aoka hihahery amin’ny fahasoavana izay ao amin’i Kristy Jesosy.
2. And the things that thou hast heard of me among many witnesses, the same commit thou to faithful men, who shall be able to teach others also.
2. Et ce que tu as entendu de moi en présence de beaucoup de témoins, confie-le à des hommes fidèles, qui soient capables de l`enseigner aussi à d`autres.
2. Ary izay zavatra efa renao tamiko teo anatrehan’ny vavolombelona maro dia atolory ny olona mahatoky, izay hahay mampianatra ny sasany kosa.
3. Thou therefore endure hardness, as a good soldier of Jesus Christ.
3. Souffre avec moi, comme un bon soldat de Jésus Christ.
3. Koa miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran’i Jesosy Kristy.
4. No man that warreth entangleth himself with the affairs of this life; that he may please him who hath chosen him to be a soldier.
4. "Il n`est pas de soldat qui s`embarrasse des affaires de la vie, s`il veut plaire à celui qui l`a enrôlé;"
4. Tsy misy mandeha miady any an-tafika ka maningo-tena amin’ny raharahan’izao fiainana izao, mba hahafaly izay efa nifidy azy ho miaramila.
5. And if a man also strive for masteries, yet is he not crowned, except he strive lawfully.
5. et l`athlète n`est pas couronné, s`il n`a combattu suivant les règles.
5. Ary raha misy manezaka amin’ny filalaovana, dia tsy satrohana satroboninahitra izy, raha tsy manezaka araka ny lalàna.
6. The husbandman that laboureth must be first partaker of the fruits.
6. Il faut que le laboureur travaille avant de recueillir les fruits.
6. Ny mpiasa tany izay nisasatra no tokony ho voalohany handray anjara amin’ny vokatra.
7. Consider what I say; and the Lord give thee understanding in all things.
7. Comprends ce que je dis, car le Seigneur te donnera de l`intelligence en toutes choses.
7. Diniho izay lazaiko, fa homen’ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin’ny zavatra rehetra ianao.
8. Remember that Jesus Christ of the seed of David was raised from the dead according to my gospel:
8. Souviens-toi de Jésus Christ, issu de la postérité de David, ressuscité des morts, selon mon Évangile,
8. Tsarovy fa Jesosy Kristy Ilay avy amin’ny taranak’i Davida dia natsangana tamin’ny maty araka ny filazantsarako,
9. Wherein I suffer trouble, as an evil doer, even unto bonds; but the word of God is not bound.
9. pour lequel je souffre jusqu`à être lié comme un malfaiteur. Mais la parole de Dieu n`est pas liée.
9. "Ka amin' izany no iaretako fahoriana hatramin’ny fifatorana aza, toy ny mpanao ratsy; nefa ny tenin’Andriamanitra tsy mba voafatotra."
10. Therefore I endure all things for the elect's sakes, that they may also obtain the salvation which is in Christ Jesus with eternal glory.
10. C`est pourquoi je supporte tout à cause des élus, afin qu`eux aussi obtiennent le salut qui est en Jésus Christ, avec la gloire éternelle.
10. Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin’ny olom-boafidy, mba hahazoan’ireny koa famonjena, dia ilay ao amin’i Kristy Jesosy, mbamin’ny voninahitra mandrakizay.
11. It is a faithful saying: For if we be dead with him, we shall also live with him:
11. "Cette parole est certaine: Si nous sommes morts avec lui, nous vivrons aussi avec lui;"
11. "Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa;"
12. If we suffer, we shall also reign with him: if we deny him, he also will deny us:
12. "si nous persévérons, nous régnerons aussi avec lui; si nous le renions, lui aussi nous reniera;"
12. "Raha miaritra isika, dia hiara-manjaka Aminy; raha mandà Azy isika, Izy kosa handà antsika;"
13. If we believe not, yet he abideth faithful: he cannot deny himself.
13. si nous sommes infidèles, il demeure fidèle, car il ne peut se renier lui-même.
13. Fa raha tsy mino isika, dia mbola mitoetra ho mahatoky ihany Izy: tsy afaka mandà ny tenany Izy.
14. Of these things put them in remembrance, charging them before the Lord that they strive not about words to no profit, but to the subverting of the hearers.
14. Rappelle ces choses, en conjurant devant Dieu qu`on évite les disputes de mots, qui ne servent qu`à la ruine de ceux qui écoutent.
14. Ampahatsiarovy ny olona izany zavatra izany, ka didio eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa izany, fa mamadika ny mpihaino.
15. Study to shew thyself approved unto God, a workman that needeth not to be ashamed, rightly dividing the word of truth.
15. Efforce-toi de te présenter devant Dieu comme un homme éprouvé, un ouvrier qui n`a point à rougir, qui dispense droitement la parole de la vérité.
15. Mianara mba ho hita voazaha toetra amin’Andriamanitra ianao, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara ny tenin’ny fahamarinana.
16. But shun profane and vain babblings: for they will increase unto more ungodliness.
16. "Évite les discours vains et profanes; car ceux qui les tiennent avanceront toujours plus dans l`impiété, et leur parole rongera comme la gangrène."
16. Fa halaviro ny fibedibedena foana sy ratsy, fa mbola handroso amin’ny faharatsiam-panahy ihany ireny.
17. And their word will eat as doth a canker: of whom is Hymenaeus and Philetus;
17. De ce nombre sont Hyménée et Philète,
17. "Ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mikiky; isan’ireny Hymeneo sy Fileto,"
18. Who concerning the truth have erred, saying that the resurrection is past already; and overthrow the faith of some.
18. qui se sont détournés de la vérité, disant que la résurrection est déjà arrivée, et qui renversent le foi de quelques uns.
18. Izay nania tamin’ny marina ka milaza fa efa lasa sahady ny fitsanganan’ny maty, dia mamadika ny finoan’ny sasany.
19. Nevertheless the foundation of God standeth sure, having this seal, The Lord knoweth them that are his. And, Let every one that nameth the name of Christ depart from iniquity.
19. "Néanmoins, le solide fondement de Dieu reste debout, avec ces paroles qui lui servent de sceau: Le Seigneur connaît ceux qui lui appartiennent; et: Quiconque prononce le nom du Seigneur, qu`il s`éloigne de l`iniquité."
19. "Kanefa ny fanorenana mafy nataon’Andriamanitra dia miorina tsara sady manana izao tombo-kase izao: “Ny Tompo mahalala ny Azy” ary “Aoka ny olona rehetra izay manonona ny anaran’i Kristy hiala amin’ny heloka”;"
20. But in a great house there are not only vessels of gold and of silver, but also of wood and of earth; and some to honour, and some to dishonour.
20. "Dans une grande maison, il n`y a pas seulement des vases d`or et d`argent, mais il y en a aussi de bois et de terre; les uns sont des vases d`honneur, et les autres sont d`un usage vil."
20. Fa ao an-trano lehibe, tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tanimanga koa, ny sasany omem-boninahitra, ny sasany alam-baràka.
21. If a man therefore purge himself from these, he shall be a vessel unto honour, sanctified, and meet for the master's use, and prepared unto every good work.
21. Si donc quelqu`un se conserve pur, en s`abstenant de ces choses, il sera un vase d`honneur, sanctifié, utile à son maître, propre à toute bonne oeuvre.
21. "Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin’ireny, dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an’ny Tompo, voavoatra ho amin’ny asa tsara rehetra;"
22. Flee also youthful lusts: but follow righteousness, faith, charity, peace, with them that call on the Lord out of a pure heart.
22. Fuis les passions de la jeunesse, et recherche la justice, la foi, la charité, la paix, avec ceux qui invoquent le Seigneur d`un coeur pur.
22. Koa mandosira ny filàn' ny tanora fanahy fa manaraha ny fahamarinana, ny finoana, ny fitiavana, ny fihavanana miaraka amin’ireo izay miantso ny Tompo amin’ny fo madio.
23. But foolish and unlearned questions avoid, knowing that they do gender strifes.
23. Repousse les discussions folles et inutiles, sachant qu`elles font naître des querelles.
23. Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatra fa mahatonga ady izany.
24. And the servant of the Lord must not strive; but be gentle unto all men, apt to teach, patient,
24. "Or, il ne faut pas qu`un serviteur du Seigneur ait des querelles; il doit, au contraire, avoir de la condescendance pour tous, être propre à enseigner, doué de patience;"
24. Ary tsy mety raha miady ny mpanompon’ny Tompo, fa ho malemy fanahy amin’ny olona rehetra, mahay mampianatra, mahalefitra,
25. In meekness instructing those that oppose themselves; if God peradventure will give them repentance to the acknowledging of the truth;
25. il doit redresser avec douceur les adversaires, dans l`espérance que Dieu leur donnera la repentance pour arriver à la connaissance de la vérité,
25. "Mananatra ny mpanohitra amin’ny fahamoram-panahy; fa angamba Andriamanitra hanome azy fibebahana hahalalany tsara ny marina,"
26. And that they may recover themselves out of the snare of the devil, who are taken captive by him at his will.
26. et que, revenus à leur bon sens, ils se dégageront des pièges du diable, qui s`est emparé d`eux pour les soumettre à sa volonté.
26. Ka hody ny sainy ho afaka amin’ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony.
<
>